MISSION
La Coalition des Radios pour la consolidation de la paix a pour mission de promouvoir la culture de paix, la liberté, la dignité et l’unité à travers des actions de communication, d’éducation et de renforcement des capacités des parties prenantes au développement de Madagascar et de ses citoyens.
🙏Mankasitraka ny Ambassade de France à Madagasca hiaraka hiasa aminCoalition des radios Madagascarascar hanohana sy hampiroborobo ny zo sy herin'ireo vehivavy mpanjono madinika.
🎣🌊Hararitra 12 volana ny fiarahana miasa.Communiqué : Appui à la société civile malgache
Ouverture du Fonds pour les Projets Innovants de la Société Civile et Coalitions d’Acteurs (FSPI PISCCA) « Femmes résilientes et actrices face à la lutte contre le changement climatique et ses effets » 👇 ... See MoreSee Less
Comment on Facebook
‼️Fanambarana avy amin'ny Association des Femmes Journalistes de Madagascar
Eo anoloan'ny toe-draharaha nitranga tamin'ny mpanao gazety maromaro indrindra ny mpanao gazety vehivavy eo am- panatanterahana ny asany, ny Association des Femmes Journalistes de Madagascar (AFJM) dia manameloka ny fandrobana, fikasihan-tanana ary indrindra ny teritery amin'ny endriny rehetra mahazo ny mpanao gazety amin'ny endriny rehetra.
Tsy azo ekena ny zavatra nitranga ny zoma lasa teo satria findain'ny mpanao gazety, maromaro isan'ny indain'ny mpanao gazety vehivavy izay niezaka nandrakitra an-tsary ny hetsika no niniana norobaina tamin'ny fomba mamoehitra teny an-tanany.
Manao antso avo amin'ny mpitandro ny filaminana ihany koa izahay AFJM hanokatra ny fanadihadiana sy handray ny fepetra mifanaraka amin'izany.
Asa masina ny asa fanaovan-gazety ary tsy eken'ny saina ny tranga toy izany.
NY BIRAO ... See MoreSee Less
Comment on Facebook
🕊Amin'ny alahelo lehibe no hizaranay ny vaovao fahalasan'ny namana mpiara-miasa Mirana Razafindrazaka.
🤲Mirary fihononana ho an'ny fianakaviany sy ny fianakaviamben'ny CID sy ny mpanao gazety. ... See MoreSee Less
Comment on Facebook
sincères condoléances
Mandria ampiadanana Mirana Razafindrazaka, mirary fiononana hoan'ny fianakaviany sy ny mpiara-miasa dia mahereza daholo isika izay nifandray taminy😥😭😭
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpiara miasa rehetra zahay avy aty Ambanja, mandria am piadanana Mirana Razafindrazaka 😭😭😭🙏🙏🙏
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko, mankahery ny navelany rehetra, handry am-piadanana anie izy 😔
Mankahery ny fianakaviana sy ny mpiaramiasa.
Mirary fiononana tanteraka ho an ny fianakaviany.
Mirary fionona feno ho an'ny fianakaviany sy ny mpiara_miasa aminy😢
Mandria ampiadanana l
Mamangy amin'ny fahoriana, mirary fihononana feno, handry ampiadanana anie ny fanahiny
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana izahay groupe d'écoute ato @ Faritra Ambovombe/Androy
Mankahery n'y fianakaviana
Mandria am-piadanana Mirana Razafindrazaka 😥😥😥
mankahery ny fianakaviaba
mandria am piadanana
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko. Vita ny adiny, nitsahatra tamin'izay nisasarany izy! Mahaiza mionona tompoko, dia aza misosok'alahelo intsony!
View more comments
👉Visite de Mr Loïc Hervouet et Mr Frédéric Baillot de l'AMFI, en vue d'une collaboration pour la réalisation de différentes formations pour les radios partenaires de coalition des radios.👏👏
👉Tonga nitsidika an'ny Coalition des radios i Atoa Loïc Hervouet sy Atoa Frédéric Baillot avy ao amin'ny AMFI. Nandritra izany no niresahana momba ny fiarahamiasa amin'ny fanatanterahana fampiofana ho an'ireo radio mpiaramiasa.👏👏 ... See MoreSee Less
Comment on Facebook
Tongsoa Vahiny....vive la coalition des radios 👏
Vive la coalition
Tongasoa ny vahinitsika e
Tonga soa ny vahiny mahafinaritra kosa zany dia miandry anlay fampiofanana izany dia mirary soa hatrany
Tsara izany
View more comments
𝗧𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮 "𝗩𝗮𝗸𝘆 𝘀𝗶𝗻𝘆"
💉Maro ireo tsaho momban'ny vakisiny fiarovana amin'ny Covid-19.
Manasa anao hiditra amin’ny tolotra mandroso 321 raha hanaraka izany sombintantara izany hatramin’ny farany.
Fampahafantarana tohanan'ny Internews, iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Viamo - Digital Made Easy ... See MoreSee Less
Comment on Facebook
Misy manely tsaho hoe arakaraky ny hanaovana vaksiny covid 19 no mankarary ny olona iray. Inona tokoa ny tena marina?
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana iarahaCoalition des radios MadagascarMInternews Viamo - Digital Made Easy Made Easy ... See MoreSee Less
Comment on Facebook