Actualités - Coalition des Radios Madagascar
Actualités
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons

🙏Mankasitraka ny Ambassade de France à Madagasca hiaraka hiasa aminCoalition des radios Madagascarascar hanohana sy hampiroborobo ny zo sy herin'ireo vehivavy mpanjono madinika.
🎣🌊Hararitra 12 volana ny fiarahana miasa.Communiqué : Appui à la société civile malgache

Ouverture du Fonds pour les Projets Innovants de la Société Civile et Coalitions d’Acteurs (FSPI PISCCA) « Femmes résilientes et actrices face à la lutte contre le changement climatique et ses effets » 👇
... See MoreSee Less

🙏Mankasitraka ny Ambassade de France à Madagascar hiaraka hiasa aminny Coalition des radios Madagascar hanohana sy hampiroborobo ny zo sy herinireo vehivavy mpanjono madinika. 
🎣🌊Hararitra 12 volana ny fiarahana miasa.

‼️Fanambarana avy amin'ny Association des Femmes Journalistes de Madagascar

Eo anoloan'ny toe-draharaha nitranga tamin'ny mpanao gazety maromaro indrindra ny mpanao gazety vehivavy eo am- panatanterahana ny asany, ny Association des Femmes Journalistes de Madagascar (AFJM) dia manameloka ny fandrobana, fikasihan-tanana ary indrindra ny teritery amin'ny endriny rehetra mahazo ny mpanao gazety amin'ny endriny rehetra.

Tsy azo ekena ny zavatra nitranga ny zoma lasa teo satria findain'ny mpanao gazety, maromaro isan'ny indain'ny mpanao gazety vehivavy izay niezaka nandrakitra an-tsary ny hetsika no niniana norobaina tamin'ny fomba mamoehitra teny an-tanany.

Manao antso avo amin'ny mpitandro ny filaminana ihany koa izahay AFJM hanokatra ny fanadihadiana sy handray ny fepetra mifanaraka amin'izany.

Asa masina ny asa fanaovan-gazety ary tsy eken'ny saina ny tranga toy izany.

NY BIRAO
... See MoreSee Less

‼️Fanambarana avy aminny Association des Femmes Journalistes de Madagascar

    Eo anoloanny toe-draharaha nitranga taminny mpanao gazety maromaro indrindra ny mpanao gazety vehivavy eo am- panatanterahana ny asany, ny Association des Femmes Journalistes de Madagascar (AFJM) dia manameloka ny fandrobana, fikasihan-tanana ary indrindra ny teritery aminny endriny rehetra mahazo ny mpanao gazety aminny endriny rehetra. 

Tsy azo ekena ny zavatra nitranga ny zoma lasa teo satria findainny mpanao gazety,  maromaro isanny indainny mpanao gazety vehivavy izay niezaka nandrakitra an-tsary ny hetsika no niniana norobaina taminny fomba mamoehitra teny an-tanany.
 
Manao antso avo aminny mpitandro ny filaminana ihany koa izahay AFJM hanokatra ny fanadihadiana sy handray ny fepetra mifanaraka aminizany. 

Asa masina ny asa fanaovan-gazety ary tsy ekenny saina ny tranga toy izany.

NY BIRAO

🕊Amin'ny alahelo lehibe no hizaranay ny vaovao fahalasan'ny namana mpiara-miasa Mirana Razafindrazaka.
🤲Mirary fihononana ho an'ny fianakaviany sy ny fianakaviamben'ny CID sy ny mpanao gazety.
... See MoreSee Less

🕊Aminny alahelo lehibe no hizaranay ny vaovao fahalasanny namana mpiara-miasa Mirana Razafindrazaka. 
🤲Mirary fihononana ho anny fianakaviany sy ny fianakaviambenny CID sy ny mpanao gazety.

Comment on Facebook

sincères condoléances

Mandria ampiadanana Mirana Razafindrazaka, mirary fiononana hoan'ny fianakaviany sy ny mpiara-miasa dia mahereza daholo isika izay nifandray taminy😥😭😭

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpiara miasa rehetra zahay avy aty Ambanja, mandria am piadanana Mirana Razafindrazaka 😭😭😭🙏🙏🙏

Mamangy amin'ny fahoriana tompoko, mankahery ny navelany rehetra, handry am-piadanana anie izy 😔

Mankahery ny fianakaviana sy ny mpiaramiasa.

Mirary fiononana tanteraka ho an ny fianakaviany.

Mirary fionona feno ho an'ny fianakaviany sy ny mpiara_miasa aminy😢

Mandria ampiadanana l

Mamangy amin'ny fahoriana, mirary fihononana feno, handry ampiadanana anie ny fanahiny

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana izahay groupe d'écoute ato @ Faritra Ambovombe/Androy

Mankahery n'y fianakaviana

Mandria am-piadanana Mirana Razafindrazaka 😥😥😥

mankahery ny fianakaviaba

mandria am piadanana

Mamangy amin'ny fahoriana tompoko. Vita ny adiny, nitsahatra tamin'izay nisasarany izy! Mahaiza mionona tompoko, dia aza misosok'alahelo intsony!

View more comments

👉Visite de Mr Loïc Hervouet et Mr Frédéric Baillot de l'AMFI, en vue d'une collaboration pour la réalisation de différentes formations pour les radios partenaires de coalition des radios.👏👏

👉Tonga nitsidika an'ny Coalition des radios i Atoa Loïc Hervouet sy Atoa Frédéric Baillot avy ao amin'ny AMFI. Nandritra izany no niresahana momba ny fiarahamiasa amin'ny fanatanterahana fampiofana ho an'ireo radio mpiaramiasa.👏👏
... See MoreSee Less

👉Visite de Mr Loïc Hervouet et Mr Frédéric Baillot de lAMFI, en vue dune collaboration pour la réalisation de différentes formations pour les radios partenaires de coalition des radios.👏👏

👉Tonga nitsidika anny Coalition des radios i Atoa Loïc Hervouet sy Atoa Frédéric Baillot avy ao aminny AMFI. Nandritra izany no niresahana momba ny fiarahamiasa aminny fanatanterahana fampiofana ho anireo radio mpiaramiasa.👏👏Image attachmentImage attachment

Comment on Facebook

Tongsoa Vahiny....vive la coalition des radios 👏

Vive la coalition

Tongasoa ny vahinitsika e

Tonga soa ny vahiny mahafinaritra kosa zany dia miandry anlay fampiofanana izany dia mirary soa hatrany

Tsara izany

View more comments

𝗧𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮 "𝗩𝗮𝗸𝘆 𝘀𝗶𝗻𝘆"
💉Maro ireo tsaho momban'ny vakisiny fiarovana amin'ny Covid-19.
Manasa anao hiditra amin’ny tolotra mandroso 321 raha hanaraka izany sombintantara izany hatramin’ny farany.
Fampahafantarana tohanan'ny Internews, iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Viamo - Digital Made Easy
... See MoreSee Less

Misy manely tsaho hoe arakaraky ny hanaovana vaksiny covid 19 no mankarary ny olona iray. Inona tokoa ny tena marina?
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana iarahaCoalition des radios MadagascarMInternews Viamo - Digital Made Easy Made Easy
... See MoreSee Less

Zava-dehibe hiarovana amin’ny fiparitahan’ny covid 19 ny fanasana tanana amin’ny rano madio sy savony.
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana tohanan'ny Internews, iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Viamo - Digital Made Easy
... See MoreSee Less

Zava-dehibe ny fahadiovan’ny sakafo varotana eny antsena, ary singa iray mampihena ny fiparitahan’ny Covid 19 ny fahafantaran’ny rehetra ireo fitsipika ara-pahadiovana rehetra.
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana tohanan'ny Internews, iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Viamo - Digital Made Easy Airtel Madagascar
... See MoreSee Less

👉Indro ary ny fandaharana Talilio faha enina farany ato anatin’ny tetikasa Rooted in Trust iarahana amin'ny Internews .
💬 Mbola manohy ny resadresaka mahakasika ny fampahalalam-baovao mifantoka amin’ny filàn’ny fiarahamonina isika ato anatin’ity fandaharana ity.

🚑Dr Manitra Rakotoarivony, Talem-paritry ny fahasalamana eto Analamanga, sy Atoa Andriandrainarivo Rasamivelona Josephin, filohan’ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana, no vahinin’ny fandaharana.

Mihainoa finaritra ary araho hatrany ny pejy facebooktsika Coalition des radios Madagascar
... See MoreSee Less

🌌Manakory alinalina isika rehetra.🌛
📻Efa maro zao isika no mihaino ny tantara alina sy ireo fandaharana hariva. Indro misy tombony kely ary alohan'ny hatoriana.💤

👉Fandaharana Talilio faha dimy.
🎙️Ho renesintsika ny maha zava-dehibe ny asa fampitam-baovao mifantoka amin’ny filàn’ny fiarahamonina no votoatin’ity fandaharana ity.
💬💬Fanehoan-kevitra nandritra ny adihevitra andatabatra boribory nokarakarain’ny @ilontsera no lala-tsaina hitondràna ny fandaharana.
🙏Rtoa Monica Rasoloarison, filohan’ny holafitry ny mpanao gazety, no vahinin’ny fandaharana.
Mihainao finaritra

Tsiahivina fa fiarahana miasa a;in'ny Internews sy ny Coalition des radios Madagascar ao anatin'ny tetikasa Rooted in Trust ny Fandaharana Talilio
... See MoreSee Less

Ny fiampitapitan’ireo vola ampiasaitsika dia anisan’ny mampiparitaka ny covid 19.
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Internews Viamo - Digital Made Easy
... See MoreSee Less

Ny famendrahana fanafody hiadiana amin’ny covid 19 eny amin’ny toeram-piasana, izany indray no andao ho resahintsika ary.
Andao zahana ny marina sy ny fanazavana izay afaka henoina ihany koa amin'ny Tolotra mandroso 321 Airtel Madagascar.
Fampahafantarana tohanan'ny Internews, iarahan'ny Coalition des radios Madagascar Viamo - Digital Made Easy
... See MoreSee Less

Afficher plus